# Mivoaha ... Ento mivoaka "Miala ... Ento." misy ireo fandikan-teny izay mamaky hoe: "Mivoaha ... Ento mivoaka." # ireo zava-manan'ainan'ny nofo rehetra "ireo karazana zava-manan'aina rehetra." Jereo ny nandikanao ny "nofo rehetra" ao amin'ny 6:11. # Miteraha maro ary mihamaroa Fomba fiteny izany. Jereo ny nandikana izany ao amin'ny 1:28. Tian'Andriamanitra hiteraka ny olombelona sy ny biby, mba ho maro ny tahaka azy ireo.