# Indro "mihainoa " na "zavatra manan-danja izao" # ravin'oliva vao notangosana "ravina izay notangosany tamin'ny hazo oliva" # notangosana "notapahana" # niandry hafitoana indray izy "mbola niandry hafitoana indray izy" # Tsy niverina teo aminy intsony izy Raha tsy azon'ny olona izany, dia afaka ataonao mazava: "Tsy niverina teo aminy intsony izy satria nahita toerana hijanonana."