# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny andininy 6-12 dia miverina indroa ary manome fanazavana an-tsipirihany mikasika ny nandehanan'i Noa sy ny fianakaviany ary ireo biby tao amin'ny sambo-fiara, ao amin'ny 7:1. Tsy zava-baovao izany. # biby madio Izany dia ilazana ny biby izay tsy navelan'Andriamanitra hohanin'ny olony na atao fanatitra. # biby izay tsy madio Izany dia ilazana ny biby izay tsy navelan'Andriamanitra hohanin'ny olony na atao fanatitra. # tsiroaroa Niditra tao amin'ny sambo tsiroaroa miaraka ny lahiny sy ny vaviny. # Ary Nampiasaina izany teny izany eto hanamarihana ny tranga manandanjan'ny tantara: ny fiantombohan'ny safo-drano. Raha manana fomba filazana izany ny teninao dia mihevera ampiasa izany eto. # fito andro taty aoriana "afaka fito andro" na "fito andro taty aoriana" # tonga teto an-tany ny tondra-drano Fanazavana fanampiny, "nanomboka avy ny orana" azo atao mazava izany ao amin'ny (UDB). DH: "nanomboka avy ny orana ary tonga teo amin'ny tany ny tondra-drano"