# hanorina ny fanekeko aminao Aho "hanao fanekena amiko sy aminao" # miaraka aminao miaraka amin'i Noa # Ho avy ao amin'ilay sambo-fiara ianareo "hihiditra ao amin'ilay sambo-fiara ianareo." Ny fandikan-teny sasany milaza hoe: "handeha ho any amin'ny sambo-fiara ianareo." # Amin'ny zava-manan'ainan'ny nofo rehetra, dia tsy maintsy hitondranao roa avy amin'ny karazany rehetra mankao anaty sambo-fiara "Tsy maintsy ho entinao ao anaty sambo-fiara ny karazany roa amin'ny zava-manan'aina rehetra" # zava-manan'aina biby izay noforonin'Andriamanitra # ny nofo rehetra Adikao ireo teny ireo toy ny ao amin'ny 6:11