# tafo ho an'ny sambo-fiara Mety ho tampony na tafo mitsororika izany. Ny tanjonan'izany dia hiaro ny zavatra rehetra ao amin'ny sambo fiara amin'ny orana. # hakiho Ny hakiho dia kelikely kokoa nohon'ny halavan'ny antsasa-metatra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 6:13. # tokotanin-tsambo ambany, faharoa sy fahatelo "tokotanin-tsambo ambany, afovoany, ary ambony" na "tokotanin-tsambo telo ao anatiny" (UDB) # tokotanin-tsambo "rihana" na "ambaratonga" # Mihainoa Nilaza izany Andriamanitra mba hanasongadinana fa Izy dia hanao izay ho lazainy. "tandremo tsara" na "Henoy izay lazaiko" # efa mby hitondra ilay safo-drano eny ambonin'ny tany Aho "efa handefa tondra-drano Aho" na "efa mby hahatonga tondra-drano Aho" # ny nofo rehetra Eto ny "nofo" dia maneho ny manana vatana rehetra, dia ny olona sy ny biby. # izay manana ny fofon'aina ao aminy Eto ny "fofon'aina" dia maneho fiainana. DH: "izay miaina"