# Fampafantarana ankapobeny Ny fireketana an-tsoratra ao amin'ny Genesisy 5:6-27 dia manana endrika mitovy. Adikao araka ny fanazavana ao amin'ny 5:6. # Lameka Ity Lameka ity dia hafa noho ilay Lameka ao amin'ny 4:18.