# Ada ... Zila Adikao toy ny ao amin'ny 4:18 ireo anarana ireo. # henoy ny feoko ... henoy izay lazaiko Nilaza zavatra anankiray mitovy indroa i Lameka ho fanasongadinana. Ny feony dia sarin-teny ilazana ny tenany manontolo. DH: "henoy tsara aho" # lehilahy iray ... tovolahy iray namono lehilahy iray i Lameka # nohon'ny fandratrana ahy ... nohon'ny fanorotoroana ahy "satria izy nandratra ahy ... satria izy nanorotoro ahy" na "satria nandratra ahy izy" # Raha valiana fito heny izay mamono an'i Kaina, dia ... Lameka Nahafantatra i Lameka fa Andriamanitra hamaly faty fito heny izay namono an'i Kaina. DH: "Satria Andriamanitra hanasazy fito heny izay mamono an'i Kaina, Lameka" # dia fito amby fitopolo heny kosa ny an'i Lameka impito amby fitopolo- .DH: "N'iza n'iza mamono ahy, Andriamanitra hanasazy azy impito amby fitopolo" # fito amby fitopolo fito-77