# novolavolaina "mamolavola" na "manome endrika" na "mamorina" # olona... olona "olombelona... ilay olona" na "olona... ilay olona" fa tsy ny lehilahy manokana # ny vavorony "ny orony" # fofon'aina ny fahavelomana "fofon'aina mahavelona ny zavatra." Eto ny "aina" dia ilazana ny fiainana ara-batana. # saha Mety ho saha hanirin'ny voankazo na toerana misy ny karazan-kazo rehetra. # atsinanana "any atsinanana"