# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manazava ny fomba hananan'ny Fanahy fahefana eo amin'ny fahotana i Paoly. # mandehana araka ny Fanahy Ny fandehanana dia sarin-teny maneho ny fiainana. DH: "ento amin'ny herin'ny Fanahy Masina ny fiainanareo" na "hiaino amin'ny fiankinana amin'ny Fanahy ny fianinanareo" # dia tsy hahatanteraka izay filan'ny nofo ianareo Ny andian-teny hoe "hahatanteraka ny filan'ny nofo" dia fomba fiteny izay midika hoe "manao izy irian'ny olona iray." DH: "Tsy hanao ny filana feno fahotan'ny nofonareo ianareo" # izay filan'ny nofo Eto ny filan'ny nofo dia resahina toy ny olona izay te hanota. DH: "izay tianareo ho atao nohon'ny filan'ny nofonareo" na "ireo zavatra tianareo ho atao satria feno fahotana ianareo" # tsy ho ambanin'ny lalàna "tsy voatery hankatoa ny lalàn'i Mosesy"