# Fa Manome ny anton'ireo teniny tao amin'ny 5:11 i Paoly. # nantsoina ho amin'ny fahafahana ianareo Azo atao hoe DH: "Niantso anareo ho amin'ny fahafahana Andriamanitra" # nantsoina ho amin'ny fahafahana ianareo Ireo mety ho dikany dia 1) "Nifidy anareo ho olony Andriamanitra mba ho afaka ianareo" na 2) Nandidy anareo ho afaka Andriamanitra" # rahalahy Adikao araka ny ao amin'ny 1:1. # irika amin'ny filan'ny nofo Ny ffandraisan'ny irika sy ny toetra feno fahotana dia azo adika mazava. DH: "irika ho anareo mba hiaina araka ny toetra feno fahotanareo" # Fa ny lalàna rehetra dia tanteraka ao amin'ny didy iray Ireo mety ho dikany dia 1) "azo ambara amin'ny didy iray ihany ny lalàna rehetra, dia izao" na 2) "amin'ny fankatoavana ny didy anankiray, dia mankatoa ny didy rehetra ianareo, ary izany didy iray izany dia izao"