# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mamarana ny lisitry ny lehilahy izay nanambady vehivavy tsy Jiosy i Ezra. # Selemia Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 10:37. # Semaria Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 10:30. # Saloma Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 2:40. # Amaria Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 7:1. # Nebo Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 2:27. # Jeiela Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 8:12. # Zabada Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 10:26. # Ido Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 5:1. # Benaia Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 10:23. # Ireo rehetra ireo Ireo dia ny lehilahy rehetra anatin'ny lisitra nanomboka tao amin'ny 10:20.