# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy ny lisitry ny lehilahy izay nanambady vehivavy tsy Jiosy i Ezra. # Matania...Adaia Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 10:26. # Matenay Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 10:33. # Binoy Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 8:33. # Simey Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 10:23.