# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy ny lisitry ny lehilahy izay nanambady vehivavy tsy Jiosy i Ezra. # Elama...Zato...Bany Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 2:7. # Jehiela Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 8:8. # Elioenay Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 10:20. # Eliasiba...Johanana Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 10:5. # Bebay Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 2:11. # Johanana Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 10:5. # Mesolama Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 8:15.