# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy ny lisitry ny lehilahy izay nanambady vehivavy tsy Jiosy i Ezra. # Jozabada Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 8:33. # Eliasiba Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 10:5. # Saloma Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 2:40. # Parosa Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 2:3. # Eleazara Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 7:1.