# ny andron'ny razambenay "ny fotoana niveloman'ireo razambenay" # fahamelohana lehibe...Tao anatin'ny helokay Ny anarana hoe "fahamelohana" sy "heloka" dia afaka adika ho tambinteny sy matoanteny. DH: "tena meloka...Noho ny zavatra ratsy nataonay" # izahay...natolotra ho eo an-tanan'ireo mpanjaka DH: "nomenao izahay...teo an-tanan'ireo mpanjaka" # eo an-tanan'ireo mpanjakan'ity izao tontolo izao ity Ny mpanoratra dia miresaka ny famelan'Andriamanitra ireo mpanjaka hanao izay tiany atao amin'ireo Jiosy toy ny hoe nametraka zavatra kely teo an-tanan'ireo mpanjakan'izao tontolo izao ity Andriamanitra. # ho eo amin'ny sabatra Ny sabatra dia sarinteny hilazana ny famonoan'ny olona olon-kafa. Namela ny olona hamono ireo Jiosy Andriamanitra. # eo amin'ny fahababoana Io anarana io dia afaka adika ho matoanteny. Namela ny olona hisambotra ireo Jiosy sy haka azy ireo Andriamanitra. # eo amin'ny babo Io anarana io dia afaka adika ho matoanteny. Namela ny olona haka ny fananan'ireo Jiosy Andriamanitra. # tarehy mangahiahy Ny tarehy dia sarinteny hilazana ny henatra izay tsapan'ny olona ary ny hafa izay mahita izany tarehin'olona izany dia mahafantatra izay tsapany.