# Ireo olona izay niverina avy amin'ny fahababoana...ny olona voasesy tany Ireo andianteny roa ireo dia manondro ny vahoaka Jiosy izay nipetraka ho voasesy tany tao Babylona sy izay niala tao Babylona ka niverina tany Jerosalema any Joda. DH: "Ireo olona izay niverina tany Jerosalema izay avy amin'ny fahababoana tany Babylona, dia ny vahoaka voasesy tany izany" # roa ambin'ny folo...enina amby sivifolo...fito amby fitopolo...roa ambin'ny folo "12...96 ... 77 ... 12" # ireo governora tany amin'ny Faritra Andafin'ny Ony Ireo dia manamboninahitra Babyloniana izay mitantana ny olona andrefan'ny Renirano Eofrata, anisan'izany ny olona izay monina any Joda. # Faritra Andafin'ny Ony Io dia anaran'ny faritany izay andrefan'ny Renirano Eofrata. Izany dia ampitan'ny renirano avy any amin'ny tanĂ nan'i Sosa. Adikao toy ny tao amin'ny 4:9. # tranon'Andriamanitra ny tempoly