# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny hoe "-ko" ao amin'ny toko faha-8 dia manondro an'i Ezra. Izy no mpanoratra. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny andininy faha-16 dia misy ny lisitr'ireo anaran-dehilahy. # ny lakan-drano izay mankany Ahava Ireo mety ho heviny dia hoe ny "lakan-drano" dia 1) lalan-drano izay namboarin'ny olona na 2) renirano tsotra. Izany dia afaka adika amin'ny fomba amin'ny ankapobeny kokoa. DH: "ny lalan-drano izay mikoriana mankany Ahava" # Ahava Io dia anaran-toerana. # Semaia Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 8:12 io anaran-dehilahy io. # Elnatana...Elnatana...Elnatana Toa nisy telo lahy izay nitovy anarana teo.