# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Misy fiovana hita tokoa amin'ny fanoratana manomboka eto. Ny toko 1-7 dia nosoratana toy ny hoe nanoratra momba an'i Ezra ny mpanoratra. Ny toko faha-8 dia nosoratana toy ny hoe Ezra no mpanoratra. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny andininy 2-14 dia lisitr'ireo mpitarika sy ny razamben'izy ireo. Lehilahy avokoa izy rehetra ireo. # Amin'ny taranak'i Finehasa, dia i Gersona Io no zavatra voalohany ao amin'ny lisitra. DH: "Ny mpitarika ireo razamben'i Finehasa dia i Gersoma" na "Gersoma no mpitarika ireo taranak'i Finehasa" # Amin'ny taranak'i Itamara, dia i Daniela Io no zavatra faharoa ao amin'ny lisitra. DH: "Ny mpitarika ireo razamben'i Itamara dia i Daniela" na "Daniela no mpitarika ireo taranak'i Itamara" # Parosy Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:3 ihany io anaran-dehilahy io. # Amin'ny taranak'i Davida, dia Hatosy, izay...Parosy; ary Zakaria Io no zavatra fahatelo ao amin'ny lisitra. DH: "Ny mpitarika ireo razamben'i Davida dia i Hatosy izay...Parosy; ary Zakaria" na "Ireo mpitarika ireo taranak'i Davida dia i Hatosy sy Zakaria. Hatosy izay avy amin'ny...Parosy" # Hatosy, izay avy amin'ny taranak'i Sekania, izay avy amin'ny taranak'i Parosy Io dia afaka soratana ho fehezanteny misaraka aorian'ny hoe "Zakaria". DH: "Hatosy dia taranak'i Sekania, izay taranak'i Parosy" # ary nisy lehilahy 150 voatanisa tao amin'ny rakitry ny tetiarany niaraka taminy "Nisy lehilahy 150 voatanisa tao amin'ny rakitry ny tetiarany niaraka tamin'i Zakaria"