# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity dia manomboka ny firaketana ny didin'i Kyrosy Mpanjaka fa nanangana indray ny tempolin'Andriamanitra tao Jerosalema ireo Jiosy, izay nanomboka tao amin'ny 6:3. # Tatenay...Setara Bozenay Manoratra mivantana tamin'ireo lehilahy ireo i Dariosy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 5:3 ireo anarany ireo. # ny Faritra Andafin'ny Ony Io dia anaran'ny faritany izay andrefan'ny Renirano Eofrata. Izany dia ampitan'ny renirano avy any amin'ny tanĂ nan'i Sosa. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 4:9.