# fa raha voaorina ity tanàna ity ary voatampina ny manda DH: "raha manamboara ilay tanàna izy ireo ka voatampina ny manda" # fa hanisy ratsy ireo mpanjaka Ny teny hoe "hanisy ratsy" dia manondro ireo Jodiana tsy manome vola ireo mpanjaka intsony.