# Ereka...Sosa Ireo dia anaran-tanàna # Elama Io dia anaram-paritra lehibe teo amin'ny tany # Asnapara Io dia anaran-dehilahy. # Faritany Andafin'ny Ony Io dia anaran'ny faritany izay andrefan'ny Renirano Eofrata. Izany dia ampitan'ny renirano avy any amin'ny tanànan'i Sosa.