# Jesoa Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 2:3. # Tsy ianareo, fa izahay no tsy maintsy manorina Ireo mety ho heviny dia 1) nahatsapa ny mpitarika Jiosy fa izy ireo ihany no navelan'i Kyrosy hanorina ny tempoly na 2) ny fanorenana ny tempoly dia asan'ireo Jiosy manokana ary tsy hisy Jiosy havela handray anjara amin'ny asa.