# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ireo olona tsy Jiosy dia manome fanampiana mba hanorenana ny tempoly. # izay natao sesi-tany DH: "izay nataon'ireo Babyloniana sesitany" # Zerobabela Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 2:1. # Esara-hadona, mpanjakan'i Asyria Nanapaka tany Asyria talohan'ny nanapahan'i Kyrosy tany Persia izy.