# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity dia tohin'ny lisitr'ireo anaran'ny vahoaka izay niverina avy any an-tsesitany miaraka amin'ny isany isam-bondrona. # Bebay...Azgada...Adonikama Ireo dia anaran-dehilahy. # Bigvay Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 2:1 izany.