# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny vahoakan'Israely # Tamara ...Meriba-kadesa ... lohasahan-driakan'i Egypta Jereo ny fomba nandikanao ireo tao amin'ny 47:18 # hilokanareo ianareo no ampiasaina eto satria maneho ny vahoakan'Israely. # hilokanareo Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 45:1. # Izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.