# Ampy izay "efa betsaka loatra ny vitanareo tamin'ity" na "efa ela loatra ny nanaovanareo tahaka izany fomba izany" # mizana fitaovana nampiasaina handanjana zavatra izay amidy na vidin'ny olona. # mba ho ampahafolon'ny homera iray ny bata iray "mba hitovy amin'ny homera iray ny bata folo" # homera eo amin'ny 220 litatra # sekely eo amin'ny 11 grama # gera eo amin'ny 0,55 grama # mina eo amin'ny 660 grama