# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely momban'ireo taranak'i Zadoka izay manompo ho mpisorona. # ary aoka ianareo Ny teny hoe "ianareo" dia maneho ny vahoakan'Israely # fananana tany izay ananan'ny olona sy ampiasaina mba hamatsy ny filàn'ny fianakaviany # ao Israely "ao amin'ny tanin'Israely"