# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely momban'ny taranak'i Zadoka izay manompo ho mpisorona. # ny kianja anatiny Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 8:16. # rongony fotsy Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 9:1. # volon'ondry akanjo vita amin'ny volo malefaky ny ondry. # hamama Ny hamama dia saron-doha izay vita amin'ny akanjo lava fonosina manodidina ny loha.