# lalantsara ivelany "lavarangana." Ny lalantsara ivelany dia toerana izay naorina eny ambony kokoa noho ny ambin'ny trano. Ny olona dia afaka mandeha eny amin'ireo lalantsara ivelany ary mijery ny rihana lehiben'ilay trano. # lavarangana Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 8:16.