# teo anilan'ny fidirana amin'ny vavahady anatiny tsirairay "isakin'ny vavahady anatiny" # nanasan'izy ireo ny fanatitra dorana Ny hoe "izy ireo" dia maneho ny vahoaka na ireo mpisorona izay nitondra fanatitra # isaky ny andaniny "teo amin'ny andaniny roa" # namonoana ny fanatitra dorana DH: "novonoin'izy ireo ilay fanatitra dorana" na "novonoin'izy ireo ireo biby izay ho doran'izy ireo ho fanatitra."