# efitrano fiambenana Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 40:5. # enimpolo hakiho eo amin'ny roa amby telopolo metatra eo # hakiho Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "halavan'ny" hakiho tao amin'ny 40:5. # lavarangana Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 8:16. Na izany aza, ireo dikateny amin'izao dia mandika ity teny ity amin'ny fomba hafa; tsy mazava ny heviny. # dimampolo hakiho eo amin'ny fito amby roapolo metatra eo