# nanodidina ny faritry ny tempoly "nandeha tamin'ny lalana rehetra nanodidina ny faritry ny tempoly" # enina hakiho Ity dia teo amin'ny 3,2 metatra teo. # ny halavan'ny hakiho tsirairay dia hakiho iray sy vodivoam-pelantanana iray Ny halavan'ny hakiho tsirairay dia teo amin'ny 54 santimetatra. Mety hisafidy ny tsy hampiditra ity fampahafantarana ity ianao raha toa ianao manome refy amin'izao fa tsy "hakiho" toy ny ataon'ny UDB. DH: "ireo dia halavan'ny hakiho, izay halavan'ny hakiho mahazavatra miampy vodivoam-pelatanana iray" # vodivoam-pelatanana "ny sakan'ny tanana." Ity dia teo amin'ny 8 santimetatra teo. # iray volotara "iray volotara ny sakany." Ity dia teo amin'ny 3,2 metatra teo. # Niakatra tamin'ny ambaratongan'izany "ary niakatra ny ambaratongan'ilay vavahady izy" # ny halaliny "avy eo amin'ny sisiny anoloan'ny tokonam-baravarana mankany amin'ny sisiny aoriana" # efitrano fiambenana Ireo dia efitra izay naorina tao anatin'ny vavahady izay nipetrahan'ireo mpiambina mba hiaro ilay vavahady. # dimy hakiho eo amin'ny 2,7 metatra eo # teo anelanelan'ireo efitrano roa "teo anelanelan'ireo efitrano" # lavarangana Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 8:16.