# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh miresaka amin'i Goga. # ho asiako faraingo ny valanoranonao Ny olona dia manisy farango eo amin'ny vavan'ireo biby mba hahafahan'izy ireo mitarika ireo biby na aiza na aiza tian'izy ireo. # Gomera firenena izay nipetraka tany avaratry ny Ranomasina Mainty # Beta-togarma Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 27:14.