# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Miteny Ezekiela # Teo amiko ny tanan'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "tonga teo amiko ny tanan'i Yaveh" tao amin'ny 1:1. # niodidina DH: "teny amin'ny lalana rehetra" # Indro! Ny teny hoe "indro" eto dia manaitra antsika mba hifantoka amin'ny fampahafantarana manaraka. # zanak'olona Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.