# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'Israely. # fo sy fanahy vaovao Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "fo" sy "fanahy" tao amin'ny 11:19. # fo vato Ity dia mampitaha ny fo mafin'ny vahoaka amin'ny vato mafy. DH: "ny fo izay mafy tahaka ny vato mafy." Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "fo vato" tao amin'ny 11:19. # fo nofo Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 11:19. Ity dia fo izay tsy mafy loha, fa vonona hankato an'Andriamanitra. # ny nofonareo "ny vatanareo" # handeha araka ny lalàko Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 11:19. # hitandrina ny didiko, dia ho ataonareo ireo Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "hanatanterahan'izy ireo ny didiko sy hanaovan'izy ireo izany" tao amin'ny 11:19. # vahoakako Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 11:19.