# tonga tamiko ny tenin'i Yaveh "Niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1. # zanak'olona Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1. # atodiho any amin'i Sidona ny tavanao Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 4:1. # maminania manohitra Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 4:6. # Indro! DH: "jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!"