# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Tyro. # kanelina karazana zava-manitra avy amin'ny hodi-kazo. Anarana hafa ho an'ity zava-manitra ity ny "Kasia." # veromanitra karazana ahitra izay ampiasain'ny olona toy ny ranomanitra sy atao fanafody # lamban-tsoavaly sombin'akanjo izay apetraky ny olona ambanin'ny lasely