# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Tyro. # volomparasy "akanjo volomparasy" na "kofehy volomparasy" # perla sombina fitaovana tsara tarehy fotsy mafy izay avy amin'ny zava-manan'aina any an-dranomasina. # mofomamy Ny dikan'ny teny Hebreo adika eto hoe "mofomamy" dia tsy mazava. Ny dikateny sasany vaovao dia mandika izany hoe "balsama" na "sakafo tsara vita amin'ny vary" # vatosoa vato mena izay tena sarobidy # balsama ditin-kazo manitra izay avy amin'ny hazo