# ho ketraka ianareo Eto ny hoe foana sy maty dia resahina toy ny hoe ketraka. # amin'ireo helokareo Ity dia midika fa Andriamanitra dia tsy hamela ny fahotan'ireo olona ireo. Na izany aza, ny dikateny vaovao sasany dia mandika hoe "nohon'ny helokareo." # hisento feo ataon'ny olona mila fanampiana, fa mafy loatra ny fanaintainana sy alahelo hany ka tsy mahavita miteny izy ireo.