# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh miteny an'i Ezekiela mba hiresaka amin'i Jerosalema. # Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh "Niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1. # Tsy misy orana amin'ny andron'ny fahatezerana Ny orana dia nampiasaina toy ny ohatra amin'ny fitahian'Andriamanitra. DH: "Tsy misy fitahiana amin'ny andron'ny fahatezerana" # fiaraha-mitsikombakomba tetika miafina ataon'ny olona roa na mihoatra mba hanao zavatra mampidi-doza na tsy ara-dalàna.