# tonga tamiko ny tenin'i Yaveh "niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1. # Ho ranitina izany ary hatao mangirana DH: "maranitra sy mangirana izany." Ity fehezanteny ity dia manondro fa ny sabatra dia efa vonona ho ampiasain'ny olona. # mangirana Nisy olona nanalefaka, nampangirana, ary nanadio an'ilay sabatra tamin'ny fitaovana marokoroko.