# Ary Ity dia nampiasaina mba hanamarihana ny fiantombohan'ny fizarana vaovao amin'ny tantara. # tamin'ny taona fahafito DH: "tamin'ny taona fahafito naha-sesitany an'i Joiakima mpanjaka" # ny andro fahafolon'ny volana fahadimy Ity dia volana fahadimy amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahafolo dia manakaiky ny fiantombohan'ny Aogositra amin'ny tetiandro Tandrefana.