# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh miresaka momban'ilay rain'ilay zanaka lahy izay tsy nankato ny lalàn'Andriamanitra. # amin-kery maka zavatra amin'olona hafa amin'ny fampiasana fandrahonana na hery. # Indro Ny teny hoe "indro" eto dia manampy manamafy an'izay manaraka eo.