# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy miresaka momban'ilay zanaka lahy izay tsy manao ny fahotan'ny rainy. # ny mitanjaka Ity dia mety midika hoe olona izay tsy miakanjo mihitsy, nefa kokoa mety ho olona miakanjo rotidrotika, akanjo tena efa ratsy. # manarona ny mitanjaka amin'ny fitafiana Ny fanomezana akanjo ho an'ny olona izay mila izany dia resahina toy ny hoe mametraka an'ilay akanjo eo amin'ny vatan'izy ireo izany. # tombony Ity teny ity dia maneho ny vola alona'ny olona iray mba hampiasana vola nindramina. Na izany aza, ny dikanteny vaovao sasany dia mandika ny "tombony" ao amin'ity andalana ity ho "tombony be loatra."