# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ezekiela manohy milaza ny momba an'ilay fahitana izay nanomboka tao amin'ny 8:1. # miantsinanana "izay nanatrika niantsinanana." Ilay "vavahady atsinanana" nanatrika niantsinanana. # indro Ny teny hoe "indro" eto dia manaitra antsika mba hifantoka amin'ilay fampahafantarana manaitra izay manaraka eo. # ny tranon'i Yaveh Adikao toy ny fomba nataonao tao amin'ny 8:16 ireo teny ireo. # teo amin'izy ireo "teo amin'ireo lehilahy dimy amby roapolo"