# zava-manan'aina Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:13. # lakan-drano Kebara Ity dia renirano izay nohadian'ny vahoakan'i Kaldea mba hanome rano ny sahan'izy ireo. Adikao toy ny tao amin'ny 1:1. # nandeha nahitsy "niroso nanatrika" na "nijery nanatrika"