# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy miresaka. # Tompo Yaveh Adikao toy ny tao amin'ny 2:4. # Ity no Jerosalema "Ity sary sokitra ity dia maneho an'i Jerosalema" (4:1) # eo afovoan'ireo firenena Ireo mety ho heviny dia 1) ireo firenena hafa dia teo amin'ireo lafin'i Jerosalema rehetra na 2) "manan-danja kokoa noho ireo firenena hafa rehetra." # nametrahako azy Jerosalema eto ilay hoe "azy" # tany hafa "ireo firenena manodidina" na "ireo firenena manodidina azy" # Efa nandà ny fitsaràko ny vahoaka "efa nandà ny hankatoa ireo fitsaràko ny vahoakan'Israely sy Jerosalema."