# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Andriamanitra manohy miresaka amin'i Ezekiela. # mpikomy indrindra "tena mpikomy fatratra" na "mikomy fatratra manohitra Ahy" # taranaka Ity dia sarinteny ho an'ny fianakaviana izay mipetraka ao amin'ilay trano, amin'ity tranga ity dia ireo Israelita, ireo taranak'i Jakoba an-taona maro. DH: "Vondron'olona" Adikao toy ny tao amin'ny 2:4.