# manoloana ny lamba Io lamba io dia manasaraka ny toerana masina amin'ny toerana masina indrindra. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "teo anoloan'ny lamba izay nanasaraka ny toerana masina amin'ny toerana masina indrindra" (UDB)