# Napetrany tao anaty lay fihaonana ny fanaovan-jiro Nampianatra ireo mpiasany mba hamindra ny fitoeran-jiro i Mosesy. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "Nametraka ny fitoeran-jiro tao anatin'ny lay masina ireo mpiasan'i Mosesy"